Wiki Informatika Malagasy

Arahaba tonga soa eto amin’ny tranonkala Wiki an’i IFG.Sehatra natao ho fiaraha-miasa,hifanakalozana fahalalana sy hifanomezana toro-hevitra. Misy ezaka atao hananganana tahirin-kevitra malagasy izay afaka hijeren’ny rehetra izay mahasoa azy avy, ary afaka andraisan’ny rehetra anjara koa.

Ireto ny sokajy efa misy ato amin'ny wiki:

Tetikasa IFG

Architecture & Programming

Hardware

Operating System

Samihafa

Mandraisa anjara

  • Raha misy fanontaniana / fanamarihana / tsikera / soso-kevitra dia aza misalasala mankatsy amin’ny forum
  • Raha te handray anjara dia tonga soa tokoa ;). Ny tao-trano tsy efan’ny irery, fa na ny fanitsiana tsipelina fotsiny aza dia efa ilaintsika. Koa dia manasa antsika rehetra ary.

Mazotoa ary !

 

main.txt · Novaina farany:: 2008/06/13 02:09