Ny 3G dia taranaka fahatelo ny sampana fifandraisana antarobia. Afaka mampita hafatra 144 Kbits/s tsy misy tady hoan’ny ireo anaty fiara isan-karazany, 384 Kbits/s hoan’ny mpandeha tongotra ary 2 Mbits/s hoan’ny fifandraisana miraikitra (poste fixe). test