Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/b/b98b6e7269bf3e89213a49a6c9197422.xhtml failed

Adware: Ad (advertisement: dokambarotra), -ware (tovana hilazana rindrankajy)

Ny adware dia programa mampiseho dokambarotra, amina programa hafa na anaty tranonkala. Matetika izy miaraka amin’ny Spyware ary ny AntiSpyware ihany no mamafa azy. Isan’ireo fositra amin’ny informatika koa ny adware.

Ohatra ny hoe izany tsikilovina ny ao anaty solosainao, dia andefasana dokambarotra izay fantatra fa mahaliana anao (pub cible).

 

adware.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43