Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/b/babc1055e8695814266b25b989663b86.xhtml failed

Ny AGP (Accelerated Graphic Port) dia port natao manokana ho an’ny karatra grafika. Noho ny fitombon’ny fampiasana 3D amin’ny rindrankajy samihafa (indrindra ny lalao) manko dia tsy naharaka ny PCI. Ny tsy itovizany amin’ny PCI dia noho izy tantanan’ny northbridge amin’ny chipset, ka ahazoana tosaka bebe kokoa.

Misy samihafa ny hafaingan’ny bus AGP, isaina amin’ny hafaingany miohatra amin’ny AGP voalohany: AGP (1x), AGP 2x, 4x, 8x. Ny AGP 8x dia mahatonga tosaka hatramin’ny 2 Go/s.

Jereo koa

 

agp.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43