Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/f/f83a2d46c8dcc3b09a63451d8ec800dc.xhtml failed

AJAX

Asynchronous JavaScript And XML : fomba iray izy io ahafahanao manafaingana ny takelaka web nao. Mandefa fangatahana any amin’ny milina HTTP izy ary izay ialainy ihany no alaina, matetika dia mampiasa ny teknolojia SOAP izy.

Ity misy ohatra kely, pejy natao tamin’ny alalan’ny AJAX. hataovy drag and drop ireo efajoro ireo, dia hohitanao ny heriny.Ohatra hoe INFORMATIKA MALAGASY batao dia hataovy eo ambonin’ny eXtreme Programming ohatra. http://infogasy.dyndns.org/infogasy/ResakaAjax.htm

Rohy miresaka AJAX

 

ajax.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43