Services Oriented Architecture
Raha ny fampiasana ireo Objet no jerena dia samy manana ny azy avy ireo andalana anaty arsitektiora.
- Client Business Objects
- Proxy Business Objects
- Data Transfert Objects
- Business Objects
Avy eo dia misy tetezana hapetraka anelalan’ny andalana avy, mamadika Business Object ny andalana iray hifandray amin’ny BO iray. Ka tonga amin’ilay fitenenana hoe “Loose Coupling”.
Mbola hitohy...