Ny WCSF (Web Client Software Factory) dia fanamboarana laminasa ASP.Net manakaikikaiky ny arsitektiora MVC. Mampiasa Windows Workflow izy io, ary efa azonao jerijerena eto sahady ny momba azy.

Mbola hitohy...

 

andaohiresakaarsitektiorafahaviasp.netwcsf.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43