Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/2/2b25537059be3b1f946b1d7d3b850734.xhtml failed

Ny Biztalk dia EAI (Enterprise Application Integration) an’i Microsoft. lohamilina iray ahafahana mampifandray ireo karazan-daminasa misy ao anatin’ny orinasa iray. Ny Biztalk 2006 R2 no kinova farany amin’izao fotoana izao,dia efa mahazaka WCF.

XML no matetika no tena lalaoviny, amin’ny alalan’ny Format Pivot, havadiny ho lasa XML ireo tahiry azo avy amin’ireo laminasa hafa, toy ny SAP,SAARI,SYGES sy maro hafa koa. Raha ohatra moa ka WCF na Webservice no hampiasainao dia tonga dia azo hatsoina anatin’io Bizltalk io avy hatrany.

Mbola hitohy...

 

andaohiresakaarsitektiorafahaviibiztalk.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43