Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/1/147a00eaf570e4c522de00cea7bb948f.xhtml failed

LINQ na koa hoe (Language Integrated Query) dia kirakira iray vaovao izay hita ao anatin’ny .Net 3.5.

Mitovitovy amin’ny Castle ActiveRecord izy io, noho izany mety hisy olana eo amin’ny n+1 Select, kanefa vao nasian’ny Microsoft DataLoadOption izay ahafahana manao lazy loading.

Raha tomombana soamantsara ny LINQ to SQL, dia mety tsy dia hisy zavatra firy intsony anatin’ny DAL antsika, mba tsy hitenana hoe tsy misy intsony.

Eto (DinnerNow) misy ohatra arsitektiora maodely mampiasa LINQ-to-SQL,mampiseho ny famahanana Business Entity izay namboarinao amin’ny alalan’ny LINQ. Rehefa mampiasa LINQ mantsy ianao dia matetika ilay Table no lasa kilasy, dia mba hialana amin’izay dia anatin’io DinnerNow io no ahitanao ny lalana tokony arahina.

Mbola hitohy....

 

andaohiresakaarsitektiorafahaviiilinq.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43