Ny Volta dia teknolojia iray ahafahana miteraka pejy html sy javascript amin’ny alalan’ny fitenena .Net toy ny C#,Vb,... Izy no misafidy ny kinova Javascript tokony hampiasaina arakaraka ny izay hampiasain’ny mpitsidika. Raha amin’ny tontolon’ny Java no jerena dia mitovitovy amin’ny GWT (Goolge Web Toolkit) izy io.
Mbola hitohy....