Anti-Spyware

Arak’izany anarany izany dia hiarovana amin’ny Spyware ny Anti-Spyware.

Ireto ambany ireto misy rohy misy Anti-Spyware maimaim-poana vitsivitsy :

  • HijackThis : Toa malaza mahafaka izay tsy afak’ireto ambany ireto izy ity .
  • SpyBot R&D : Mpamafa Spyware malaza ihany koa izy ity.
  • Ad-aware : Matetika rehefa tsy SpyBot dia ity no voatonona.

Jereo koa

 

antispyware.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43