Ny Antivirus dia fomba hiarovana sy hialana amin’ireo Virus. Izany moa matetika dia ny fametrahana kirakira no tena atao aminy.
Betsaka ireo karazana kirakira azo apetraka fa ny ohatra omena eto dia ireo maimaim-poana na Open Source na farafaharatsiny misy kinova maimaim-poana mba hahamora ny fakana ho an’ny daholobe.
- http://www.clamwin.com/ : ClamAV ihany fa mba misy endrika kokoa ny mampiasa azy. Natao ho an’ny Windows. Afaka ampiarahana amin’ny Winpooch
hahafahana manao analyse en temps reel.
- http://www.secuser.com/antivirus/index.htm : Antivirus gratuit en ligne. Toa mila mampiasa Internet Explorer vao mandeha.Fanazavana kely hoe maninona no mila Antivirus amin’ny Linux satria araka ny malaza dia hoe tsy mila an’izany izy ity dia izao no antony :
Dia ireto aloha ny rohy samihafa ary :
Windows : Manampy an’ireo dia matetika moa ny virus dia efa miodina avy hatrany raha vao velona ny ordinateur ka rehefa izay dia somary sarotra esorina. Ity misy fitaovana anankiray mety hanampy hitanisaina ireo zavatra mandeha rehetra au demarrage : AutoRuns - http://www.spychecker.com/program/autoruns.html