Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/4/4892bfd51454cd5d76b0963a1cf5ad8d.xhtml failed

ASP

Halavaina hoe Application Service Provider na FAH (Fournisseur d’Applications Hebergees) dia hilazana ny application mipetraka amin’ny hebergeur iray mba hahafahana mampiasa azy amin’ny toerana maro mifanalavitra na akaiky.

Azo lazaina hoe “centralise” izany ny toerana misy ny application sy ny donnees eto.

 

asp.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43