Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/6/6dadc3d8bc1641e64fc350bbac0c1639.xhtml failed

Auto login

Mety misy solosaina misy session maromaro ohatra, fa ny iray amin’ireo ihany no tena miasa, dia mety ho ilaina hoe rehefa velomina ny milina dia tonga dia misokatra iny session iny. (Windows XP)

  • Demarrer > Executer (na win+R)
  • Soratana ao: control userpasswords2 , ary atao OK
  • Esorina ny coche amin’ilay hoe: “Les utilisateurs doivent entrer un nom d’utilisateur et un mot de passe pour utiliser cet ordinateur”
  • Tsindriana ny “Appliquer”
 

autologin.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43