Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/1/179b7b749ce058458dffffd3d7b484dd.xhtml failed

Ny [[OperatingSystem|OS]] moa no mitantana ny [[rindrankajy]] sy ny [[Hardware]] rehetra. Noho izany dia misy ireo //parametres configurations// sy //reglages// samihafa ihodinany. Ao amin'ny **Base de Registre** (BDR) no misy azy ho an'i [[Windows]]. Ny programa **regedit** na **regedit32** no ahitana ireo zavatra anaty Base de registre ireo. Rehefa handefa azy dia:\\ ***Menu Demarrer > Executer**, soratana hoe **regedit** na **regedit32** ary atao **OK** Marihina fa maro ny fomba hafa hanovana izay ao anaty base de registre ao, ohatra vitsivitsy: fampiasana fichier ***.reg**, //script DOS// na //vbscript// na //javascript//, karazana programa maro samihafa. ==== Firafitry ny Base de registre ==== Voalamina anatina **cle** na //key// ananki-dimy ny zavatra rehetra ao anaty registre (Ireo ilay ohatra ny hoe //dossier// ny endriny). Ny //cle// tsirairay avy dia afaka mitahiry //cles// hafa (**sous-cles**), hany ka misy fisandrahany ohatra ny //dossiers// ihany ny //cles// amin'ny //base de registre//. Ireto avy ireo //cles// fototra:\\ ***HKEY_CLASSES_ROOT** (na HKCR): misy ny karazana fichiers, momba ny [[GUI]], sns\\ ***HKEY_CURRENT_USER** (na HKCU): momba ny mpampiasa tompon'ny //session// mandeha\\ ***HKEY_LOCAL_MACHINE** (na HKLM): momba ny [[hardware]] sy [[rindrankajy]]\\ ***HKEY_USERS**: momba ireo mpampiasa\\ ***HKEY_CURRENT_CONFIG**: momba ny hardware mipetraka {{registry.png}} Anatin'ireny //cles// ireny indray dia misy koa ny atao hoe **valeur** na //value// izay ahitana ny sandan'ireo karazana parametres. Mety handray karazany (//types//) telo ireo //valeur// ireo: **Binaire, Chaine, DWORD**. ==== Fanadiovana Base de registre ==== * Fa maninona no diovina:\\ - Matetika rehefa mametraka rindrankajy dia manoratra any amin'ny //BDR// an'ireo //parametres// mampandeha an'iny rindrankajy iny. Rehefa manaisotra azy indray anefa tsy voatery afaka daholo ireo zavatra nosoratany tao ka manavesatra fotsiny; \\ - Misy ireo [[Virus]] na [[Spyware]] izay manoratra //BDR//. Ny famafana an'ireny dia misakana an'ireo ratsy ireo tsy hiasa. * Fanadiovana azy:\\ Azo atao ny mitady an'ireo //cles// sy //valeurs// tiana hofafana amin'ny regedit. Fa misy koa ireo rindrankajy izay natao hanadiovana azy. Ao ohatra ny **RegCleaner** na ny [[http://personal.inet.fi/business/toniarts/ecleane.htm|EasyCleaner]] :free: :win:. ==== Fikafika vitsivitsy ampiasana base de registre ====

 

basederegistre.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43