Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/8/83916ecead6e2e3adfc1c095e8338a0c.xhtml failed

Misy karazany roa ny sary numerique dia ny sary bitmap sy vectoriel ==== Bitmap ==== Ny sary bitmap dia [[pixel]] maroloko milahatra amin'ny tsanganana sy andalana no mamorona azy. Arakaraka ny hamaron'ireo pixel ireo no mahatsara ny sary. Atao hoe ambony ny **resolution**-ny amin'izay. * //"Fidele"// izy, ka afaka ampiasaina amin'ny fotografia ohatra\\ * Miova ny hatsaran'ny sary rehefa ahena na indrindra ampitomboina ny habeny\\ * Mavesatra kokoa ny rakitra misy azy Ohatra amin'ny sary bitmap ireo amin'ny format: **bmp, jpg, png, gif, tiff** sns ==== Vectoriel ==== Ny vectoriel indray dia mirakitra ireo famaritana ara-kajy ny sary, izany hoe mikasika ireo tsipika, biloka, loko, gradients, sns. * Sary jeometrika no mety aminy, izany hoe sary noforonina sy soritana amin'ny tanana.\\ * Tsy miova mihitsy ny hatsaran'ny sary na alehibiazina izy na ahena.\\ * Maivana kokoa ny rakitra misy azy. Ohatra amin'ireo sary vectoriel ireo amin'ny format: **svg, wmf, emf**, sns

 

bitmapvectoriel.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43