Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/e/e6b3e970e6810e94bc1465b7e3ebb865.xhtml failed

Inona no atao hoe CMM

Ny CMM alavaina hoe Capability Maturity Model dia modely iray hahafahana mijery hoe hatraiza ny fifehezan’ny orinasa iray ny fomba fitondrany lamin’asa informatika (processus). Tamin’ny taona 1987 izy ity no novolain’Ingahy Watts Humphrey.

Ny fahamatorana eo amin’ny fomba fitondrana lamin’asa no tanjona ambony indrindra

Nivoatra izy taty aoriana ka lasa natao hoe CMMI : Capability Maturity Model Integration

Jereo koa

Nandray anjara

 

cmm.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43