Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/d/d5aa2b5704b0c63cf62ba92920489ad2.xhtml failed

Codec

Ny codec (Compressor Decommpressor) dia ampahana rindrankajy ahafahana mamatratra na mamoraka fichier multimedia. Ilaina manana codec mifanaraka amin’ny format multimedia iray izany ianao vao afaka mamaky an’iny, na sary io na feo na sarimihetsika.

Rehefa misy codec voapetraka indray anefa ao amin’ny solosainao, dia tokony handeha foana na inona na inona no rindrankajy amakianao an’ilay fichier.

Pack codec

Misy ireo fonosana rindrankajy tonga dia mirakitra karazana codec maromaro, ireo fampiasa indrindra.

 

codec.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43