Ny configuration amin’ny systeme Unix dia anaty rakitra no matetika anaovana azy. Misy ireo baiko azo ampiasaina, na rindrankajy an-tsary fanaovana config, fa izy ireny dia manoratra anatin’ireo rakitra ireo daholo ihany. Anatin’ny repertoire /etc no tena misy azy ireo. Ireto misy ohatra vitsivitsy:
... sns ...
Mety miova arakaraka ilay systeme ny fitantanana ireo config sasany, na hoe samy linux aza fa distributions samihafa,