Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/e/e8a31c65042920c255c005d2cfd7add1.xhtml failed

Rakitra fanaovana config Unix

Ny configuration amin’ny systeme Unix dia anaty rakitra no matetika anaovana azy. Misy ireo baiko azo ampiasaina, na rindrankajy an-tsary fanaovana config, fa izy ireny dia manoratra anatin’ireo rakitra ireo daholo ihany. Anatin’ny repertoire /etc no tena misy azy ireo. Ireto misy ohatra vitsivitsy:

  • /etc/passwd : misy ny momba an’ireo mpampiasa
  • /etc/group : misy momba an’ireo vondrona mpampiasa
  • /etc/fstab : misy ny toerana sy ny fomba hanantonana ireo kapila eo amin’ny fisandrahan’ny repertoires

... sns ...

Mety miova arakaraka ilay systeme ny fitantanana ireo config sasany, na hoe samy linux aza fa distributions samihafa,

 

configunix.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43