DOS: Disk Operating System

Ny orinasa IBM no nipoiran’io anarana io voalohany hilazana OS apetraka anatina kapila. Mbola teknolojia avo lenta izany tamin’ny fotoana nipoirany.

Ny MsDOS no tena malaza sy miparitaka, fa mbola misy DOS hafa koa toy ny: DR-DOS, FreeDOS, PC-DOS, OpenDOS, PTS-DOS.

 

dos.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43