Arak’izany moa dia maka zavatra avy amin’ny toerana iray hadika ho ao aminao. Ny mifanohatra aminy dia ny Upload. Ny eo amin’ny resaka Internet matetika no tena hanavaona download (telechargement). Izany hoe misarika ilay fichier (rakitra) hankao amin’ny ordinateur-nao.
.....