Na koa hoe Document Type Definition dia famaritana ny firafitry ny document SGML anankiray (mety ho ao anatin’izany ny HTML na ny XML). Milaza ny fepetra filaharan’ny element tsirairay avy izy, ny karazana entites( matetika ireo caracteres speciaux fa azo hampiasaina ho fanaovana hitsin-dalana ihany koa izy) azo ampiasaina ary koa ireo type de donnees fonosin’ny element tsirairay avy.
Ny element dia hilazana ny anaran’ny balise (tag) anankiray. Ny balise dia izay fonosin’ny < sy >. Misy karazana roa ny fanehoana ny balise dia ny manokatra sy ny manidy (Ohatra : <balise> sy </balise>). Voafaritra ao anaty DTD ihany koa ny tokony na tsy voatery hanidiana ny balise nosokafana.
Azonareo ampiana