Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/c/cb85aa7398483f3b81cef822373f4fd5.xhtml failed

====== DTD ====== Na koa hoe **Document Type Definition** dia famaritana ny firafitry ny document **SGML** anankiray (mety ho ao anatin'izany ny [[HTML]] na ny [[XML]]). Milaza ny fepetra filaharan'ny **element** tsirairay avy izy, ny karazana **entites**( matetika ireo caracteres speciaux fa azo hampiasaina ho fanaovana hitsin-dalana ihany koa izy) azo ampiasaina ary koa ireo **type de donnees** fonosin'ny element tsirairay avy. Ny element dia hilazana ny anaran'ny balise (tag) anankiray. Ny balise dia izay fonosin'ny **< sy >**. Misy karazana roa ny fanehoana ny balise dia ny manokatra sy ny manidy //(Ohatra : <balise> sy </balise>)//. Voafaritra ao anaty DTD ihany koa ny tokony na tsy voatery hanidiana ny balise nosokafana. ===== Ohatra DTD ===== // Azonareo ampiana//

 

dtd.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43