Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/7/7b6a1e59048b6d19977f969bb25d6550.xhtml failed

==== Ecran ==== Ny //ecran// dia ilay velarana mazava amoahan'ny solosaina ny donnees avy aminy amin'ny an-tsoratra na an-tsary. Ny //moniteur// indray dia ilay vata misy ny ecran. Ny hoenti-mandrefy ny ecran dia:\\ - Ny savaivony izay refesina amin'ny **//inch//** (//" na pouces//), ahitana an'ireo 12", 14", 15", 17", 19", 21", ...\\ - Ny format-ny: 4/3 no proportion fampiasa tamin'ny ecran hatramin'izay, fa taty aoriana dia hita fa ahazoan'ny mpijery aina kokoa ny ecran lavalava kokoa noho izay, dia nanamboarana ny format 16/9\\ - Ny **resolution** lehibe indrindra , izany hoe ny isan'ny [[pixels]] afaka avoakany izay soratana amin'ny endrika: **Lavany x Sakany**. Ho an'ireo ecran 4:3 * VGA: 640x480 * SVGA: 800x600 * XGA: 1024x768 * SXGA: 1280x1024 Ho an'ireo ecran 16:9 * WXGA: 1280x800 * WSXGA: 1600x1024 Misy karazany roa izy: ny [[ecran CRT]] sy ny [[ecran fisaka]]. Efa misy koa aza ny ecran mety mihorona, saingy mbola tsy eo amin'ny tsena ho an'ny rehetra. Amin'ny port **VGA** na **DVI** no ampifandraisana azy amin'ny solosaina, eo amin'ny [[karatra grafika]]. Ny VGA no tena fampiasa. Amin'ny DVI indray dia donnees numerique avy hatrany no raisin'ny ecran fa tsy mila mandalo fanovana nomerika > analojika intsony. Arakaraka an'ilay ecran sy ilay karatra grafika no ahafahana mampiasa azy. {{sary:VGA_DVI.png}} ==== ====

 

ecran.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43