Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/b/b980648d0f96aac5e8a1b6d3e8789e00.xhtml failed

Ny **ecran CRT** (//Cathode Ray Tube//) dia ireo ecran mitovy endrinka amin'ny tele hatramin'izay. Araka ny anarany izany dia mampiasa //tube cathodique// izy hanamboarany ireo sary havoakany. Ny tombony:\\ - Mivoaka tsara kokoa ny [[loko]], hany ka ireo maty hanina amin'ny fikirakirana [[Image|sary]] dia mbola betsaka no mampiasa azy.\\ - Lehibe ny zoro ahafahana mijery azy, izany hoe na jerena mihorirana ba aza dia tsy miharatsy ny fahitana ny sary\\ - Mora vidy kokoa Ny tsininy:\\ - Mibahan-toerana sady manavesatra\\ - Mankarary maso kokoa\\ - Mandany angovo Sary: {{sary:crt.png}} ==== Jereo koa ==== [[ecran]], [[ecran fisaka]]

 

ecrancrt.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43