Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/5/523257955e35a9d7113c84ae10311e25.xhtml failed

===== Environment variables ===== Ny //environment variables// na //variables d'environnement// dia variables ilain'ny [[OperatingSystem|OS]] amin'ny fiasany na fampandehanana programa sasantsasany ==== Ireo karazana variables d'environnement ==== Ny variables sasantsasany dia misy foana, ary ilain'ny OS. Ny sasany indray mety ho ilain'ny fihodin'ny rindrankajy sasantsasany, ka arakaraka izay no mampisy na tsy mampisy azy. Matetika izy ireny dia chemin mankamin'ny repertoire no ao anatiny. * **PATH** : Mirakitra chemin-na repertoire maromaro, ka izay rakitra executable ao anatin'ireny repertoire ireny dia azo antsoina amin'izao tsy ilana ny chemin-ny intsony. Izany hoe ny anaran'ilay fichier fotsiny dia ampy handefasana azy n'aiza n'aiza no repertoire misy anao. * **HOME** : Mirakitra ny repertoire manokan'ny mpampiasa izay misokatra ny session-ny. * **CLASSPATH** : * **JAVAHOME** : * **WINDIR** : Mirakitra ny repertoire misy ny an'izay ni-installer-na ny [[Windows]]. Ho an'ny windows xp io dia ny **C:\Windows** * **TEMP** na **TMP** : //... azo ampiana// ==== Fanamboarana/Fanovana variables d'environnement ==== * Amin'ny [[Windows]] Klik havanana eo amin'ny **Poste de travail** > **Propriétés** \\ **Onglet Avancé**, dia misy bokotra ery ambany ery hoe **"Variables d'environnement"** {{sary:env.png}} * Amin'ny [[UNIX|Unix]]/[[Linux]] Ohatra hoe **bash** ny mpandika baiko ampiasaina, ka hampiana ao amin'ny variable d'environnement **PATH** ny repertoire courant **.** sy ny **/usr/sbin**. Mampiasa ny baiko **export** ary elanelanina teboka roa ":" ny chemin tsirairay. Mety miova kely ny fanaovana azy raha mpandika baiko hafa. <code bash> $ echo $PATH # mampiseho izay ao anatin'ilay variable $ export PATH = "$PATH:.:/usr/sbin" # manampy ny /usr/sbin ao anatiny $ echo $PATH # jerena indray raha tafiditra ao tokoa </code> Raha tiana hihatra fehizay io dia ampiana ao anatin'ny **~/.bashrc** ilay andalana misy ny baiko export.

 

environmentvariables.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43