Ny rakitra /etc/group dia misy ny mombamomba ny vondrona user. Andalana iray ho an’ny vondrona (group) iray, ary toy izao no firafiny:
Anarana:Alahidy:GID:User1,User2,...
(Jereo amin’ny manuel-ny: man baiko)
chgroup na groupmod: manova attributs-na group
lsgroup: mitanisa ireo vondrona misy
mkgroup na addgroup na groupadd: mamorona vondrona vaovao
rmgroup na groupdel: mamafa vondrona efa misy