Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/d/d719312fa11356a75f738709d95c8dc8.xhtml failed

/etc/group

Ny rakitra /etc/group dia misy ny mombamomba ny vondrona user. Andalana iray ho an’ny vondrona (group) iray, ary toy izao no firafiny:

Anarana:Alahidy:GID:User1,User2,...

  • Anarana: anaran’ilay vondrona
  • Alahidy: tsy dia fampiasa io
  • GID (na Group ID): laharana manokana anavahana an’ilay vondrona
  • User1,User2,... : lisitr’ireo user mpikambana ao anatin’ilay vondrona

Baiko fitantanana group

(Jereo amin’ny manuel-ny: man baiko)
chgroup na groupmod: manova attributs-na group
lsgroup: mitanisa ireo vondrona misy
mkgroup na addgroup na groupadd: mamorona vondrona vaovao
rmgroup na groupdel: mamafa vondrona efa misy

Jereo koa

 

etcgroup.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43