Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/5/5947fd87c15386bdb5d4a3892619cef6.xhtml failed

==== Fametrahana karatra grafika AGP ==== Mila hamarinina fa mifanaraka tsara amin'ny reni-karatra izy, eo amin'ny hafaingan'ilay port [[AGP]]. Rehefa izany dia atsofoka ao anatin'ilay slot mivolon-tsokola iny izy, ary atao tafavoaka ivelan'ny boitier ireo port VGA (sy DVI sy Sortie TV raha misy). Misy vis hidiana hametahana azy ao amin'ny sisin'ny boitier ao, dia izay. Tadidio fa mila ametrahana pilote-ny izy. ==== Jereo koa ==== Taloha: [[Fametrahana kapila henjana]], Tohiny: [[Fametrahana karatra PCI]]\\ [[Hanambatra solosaina]] -----

 

fametrahanakaratragrafika.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43