Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/6/6fc25a643aee9615014bd97ac8d6c873.xhtml failed

Mety hisy karatra PCI ilaina hapetraka ho an'ny feo, reseau, fahitalavitra, USB/Firewire, sns ... Ny slot PCI dia ireo miloko fotsy, miisa 2 hatramin'ny 5 eo izy. Tsy misy filaharany fa izay mety aminao dia azo ampiasaina. Mitovy amin'ny fametrahana karatra AGP teo ihany: atsofoka anaty slot ilay karatra, tokony hisy //detrompeur//, atao mivoaka any ivelan'ny boitier ilay ports eo amin'ilay vy kely iny, ary hidiana amin'ny vis hipetaka ao amin'ny sisin'ny boitier ao. Tsy hadino ny mametraka ny pilotes ho an'ireny karatra ireny avy eo. ==== Jereo koa ==== Taloha: [[Fametrahana karatra grafika]], Tohiny: [[Fametrahana diskety]]\\ [[Hanambatra solosaina]] -----

 

fametrahanakaratrapci.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43