Ho hita ato ny fomba fametrahana ny Zone Alarm version gratuite amin’ny Windows sy ny fomba fanaovana ny configuration isan-karazany.