Fedora Core Linux

Fedora dia distributions Linux. Distribution Open Source ary maimaim-poana tanteraka izy ary ny orinasa RedHat no mpamatsy azy. Marihina fa taorian’ny RedHat 9 dia nanapa-kevitra ny orinasa fa hifantoka kokoa amin’ny resaka serveur amin’izay. Nitsangana taorian’kelin’io ny Fedora, azo lazaina hoe RedHat 10 ihany izany ny laharana 1. Taty aoriana anefa toa niverina tamin’ny poste client indray ry zalahy.

Azo atao serveur izy ary azo atao poste client tsotra ihany koa. Arak’ny maha ao anatin’ny fianakavian’ny RedHat azy dia rpm ny format matetika ampiasainy.

Ny Fedora dia mamoaka andalana telo isan-taona. Ny tamin’ny taona lasa 2004 dia Fedora Core 3 no nifarana. Amin’ity taona 2005 dia ny Fedora Core 4 no ho avy atsy ho atsy.

Mampiavaka azy

Rohy samihafa

 

fedoracore.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43