Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/9/90b2665a703086b84bf4563004698651.xhtml failed

===== Fedora Core Linux ===== **Fedora** dia [[distributions]] Linux. Distribution [[Open Source]] ary **maimaim-poana** tanteraka izy ary ny orinasa [[RedHat]] no mpamatsy azy. Marihina fa taorian'ny **RedHat 9** dia nanapa-kevitra ny orinasa fa hifantoka kokoa amin'ny resaka **serveur** amin'izay. Nitsangana taorian'kelin'io ny **Fedora**, azo lazaina hoe RedHat 10 ihany izany ny laharana 1. Taty aoriana anefa toa niverina tamin'ny poste client indray ry zalahy. Azo atao serveur izy ary azo atao poste client tsotra ihany koa. Arak'ny maha ao anatin'ny fianakavian'ny RedHat azy dia **rpm** ny format matetika ampiasainy. Ny Fedora dia mamoaka andalana telo isan-taona. Ny tamin'ny taona lasa 2004 dia Fedora Core 3 no nifarana. Amin'ity taona 2005 dia ny Fedora Core 4 no ho avy atsy ho atsy. ===== Mampiavaka azy ===== * Fametrahana azy : **Anaconda Installer** anisan'ny mora ampiasaina tokoa * Format [[fonosana]] : [[RPM]] * Fitantanana fonosana ofisialy : [[YUM]] (Tsy ofisialy : [[APT|APT-RPM]]) * [[Desktop Environment]] : [[GNOME]], [[KDE]], [[XFCE]] * Fanampiny eo amin'ny fiarovana : [[SELinux]] ===== Rohy samihafa ===== * Rohy ofisialy : [[http://fedora.redhat.com/]] * Rohy mety hilaina (resaka yum repository): * FC5 : [[http://home.gagme.com/greg/linux/fc5-tips.php]] * FC4 : [[http://home.gagme.com/greg/linux/fc4-tips.php]] * FC3 : [[http://home.gagme.com/greg/linux/fc3-tips.php]] * FC2 : [[http://home.gagme.com/greg/linux/fc2-tips.php]] * FC1 : [[http://home.gagme.com/greg/linux/fc1-tips.php]] * Rohy hahitana ireo binaires apt-rpm ho an'ny Fedora/RedHat * [[http://dag.wieers.com/packages/apt/]]

 

fedoracore.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43