Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/4/484ba65d987e4c20d74b938c8ffb6b67.xhtml failed

===== Fiarovana adiresy imailaka ===== Tsy tsara azoazon'olona fahatany ny adiresy imailaka, fa be ny azo anaovana azy ireny no mety tsy hahasoa anao, raha tsy hiresaka afa-tsy [[spam]], [[hoax]], sy karazana fisolokiana isan-karazany aza. Torak'izany koa ny n° telephone. Ireto misy fepetra vitsivitsy azo raisina mba hiarovana ny adiresy imailakao: - **Fitandremana**\\ * safidio ny olona omena ny adiresy\\ * aza ampidirina amina vohikala tsy fantatra\\ * aza avela hitaredretra eny rehetra eny fa misy robot mivezivezy any manangona adiresy imailaka\\ * rehefa mandefa mail ho an'ny olona maro (ohatra hoe ny carnet d'adresses iray manontolo) dia ataovy ao amin'ny **Cci** ny adiresy - **Fikafika**\\ * rehefa manoratra adiresy dia ovaina kely ny fisehony, fa ajanona ho mora azon'izay mamaky ihany. Ohatra adiresy@server.com atao hoe:\\ * **adiresy_amin'ny_server_dot_com**\\ * na koa: **adiresy@-//sisihana zavatra//-server.com** * raha misoratra anarana amina zavatra iray ianao, ka mila adiresy imailaka in-1 fotsiny, dia azo atao ny mampiasa adiresy fanary: [[http://www.jetable.org/fr/index]] na [[http://www.spamgourmet.com/]] * misy koa sehatra manome interface afaka anoratana any aminao, kanefa tsy mahalala ny adiresy imailakao ilay olona hanoratra. Jereo ohatra ny [[http://viadresse.com/]]. ===== Jereo koa ===== [[ Fiarovana|Fiarovana sy Fanadiovana ]], [[spam]], [[hoax]], [[Phishing]], [[Security|Securite]]

 

fiarovanaadiresyimailaka.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43