Fikikisana

Ny hoe Fikikisana dia avy amin’ny eo Mikiky. Raha araha ny fanazavan-dry zalahy dia ny dikan’ny hoe Mikiky dia manao Gravure . Azo atao amin’ny CD (Compact Disc) na ihany koa DVD izany.

NB: Betsaka ny miteny hoe Gravage fa tsy fiteny hono io fa Gravure no izy.

Rindrankajy fikikisana

- Amin’ny Windows:

- Amin’ny Linux

  • K3B: rindrankajy an-tsary mitovitovy interface amin’i Nero
  • CdRecord

- Amin’ny MacOSX

Jereo koa

FRAZ.

 

fikikisana.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43