Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/c/c69e56725eb8a72dbeecdf55b34a2663.xhtml failed

====== Fikikisana ====== Ny hoe Fikikisana dia avy amin'ny eo Mikiky. Raha araha ny fanazavan-dry zalahy dia ny dikan'ny hoe Mikiky dia manao **Gravure** . Azo atao amin'ny CD (Compact Disc) na ihany koa DVD izany. **//NB//**: Betsaka ny miteny hoe **Gravage** fa tsy fiteny hono io fa **Gravure** no izy. ==== Rindrankajy fikikisana ==== - Amin'ny [[Windows]]:\\ * **Nero Burning ROM**: io no tena malaza. \\ * **CD Burner XP** [[http://www.cdburnerxp.se/]]: maimaimpoana\\ * **DeepBurner** [[http://www.deepburner.com/index.php]]: misy kinova maimaimpoana. Tsy mila apetraka izy, izany hoe finday. - Amin'ny [[Linux]]\\ * **K3B**: rindrankajy an-tsary mitovitovy interface amin'i Nero\\ * **CdRecord**\\ - Amin'ny [[MacOSX]] ==== Jereo koa ==== [[Sarikapila]], [[Kapila manjelatra]] ==== ==== --[[FRAZ]].

 

fikikisana.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43