Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/0/0697d0481763288f0a0035d489071901.xhtml failed

Raha tiana hateza sy hiasa tsara ny [[Windows]] dia misy fikojakojana tokony hatao azy matetika. Izany dia mba hitazonana ny [[Security]] sy ny //performances// mba hiasa tsara ilay solosaina novidiana lafo. ==== Fiarovana ==== Ny tena tsinin'ny windows dia ny fahabetsahan'ny [[malware]] manambana azy. Raha tsara fiarovana anefa ny milinao dia tsy maninona mihitsy. Misy **pejy manokana** momba izay ato: [[Fiarovana]] Isan'ny zava-dehibe amin'izany ny fanaovana **mise a jour** (//update//) ny windows. Na //pirate// aza ny windows ampiasainao dia ataovy ihany ny //Security Updates// raha mipetaka amin'ny [[internet]]. Azo atao ny manao izany:\\ - mivantana ao amin'ny //Panneau de configuration//\\ - avy amin'ny sehatra [[http://windowsupdate.microsoft.com/|Windows Update]] \\ - amin'ny fametrahana service pack izay maimaimpoana, mety ho azo antsakaina amin'ny internet, na vidina miaraka amina magazines. ==== Fanadiovana ==== Esorina ny fakofako rehetra manelingelina ao anaty solosaina. Sady mibahan-toerana manko ireny no mampihena ny //performances//. Misy toerana telo tokony hanaovana izany: * **Fichiers Temporaires**: Ireo karazana rakitra mipetraka ao amin'ny **"C:\Documents and Settings\%username%\Local Settings\Temp"** na **"C:\Windows\Temp"** na ireo repertoires **Temp** hafa anaty [[diskPartition|partitions]] tsirairay avy. * **Base de registre**: Ireo zavatra tsy ilaina rehetra anaty [[Base de registre]]. Ny antony dia mba hanamaivanana an'ilay [[OperatingSystem|OS]], ary hiarovana amin'ny [[Virus]] sy [[Spyware]]. * **Navigateurs internet**: Tsara raha fafana matetika ireo //cookies// sy //fichiers temporaires//. Misy fitaovana ahafahana manadio an'ireo izay navigateur ampiasainao. Marihina koa fa tsara raha fafana ny **cache java** izay mbola afaka mitahiry virus koa: Ao amin'ny **Panneau de configuration > Java > Onglet General > Fichiers Internet Temporaires** ary tsindriana ilay bokotra **Supprimer les fichiers ...** Misy rindrankajy ahafahana afaka manampy manao an'ireo asa ireo, ohatra ny : [[http://www.atribune.org/content/view/25/2/|ATF cleaner]] , [[http://personal.inet.fi/business/toniarts/ecleane.htm|EasyCleaner]] {{:easycleaner.jpg|:easycleaner.jpg}} ==== Defragmentation ====

 

fikojakojanawindows.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43