Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/4/4fec34b6dcedd72b9d9b9627b0982264.xhtml failed

====== Firefox ====== Firefox dia navigateur internet .... // Azo tohizana :-) // ===== Fikafika samihafa ===== * **about:config** : adikao eo amin'ny barre d'adresses io dia ho azonao ny lisitr'ireo configuration rehetra ary azo atao ny manova izany avy hatrany eo. * **Moteur de recherche** : Azo atao ny manampy moteur de recherche arak'izay ilaina .Tsindriana fotsiny ilay hoe **Ajouter des moteurs de recherche** (dictionnaire, amazon,...) * **Recherche / na CTRL+F** : Ankoatran'ny raccourci CTRL+F rehefa manao recherche ao anaty page anankiray dia azo atao koa ny mampiasa / izay haingana sady fohy kokoa. //F1 dia avy eo tsindrio ilay hoe raccourcis clavier sy raccourcis souris dia ho hitanao ny fikafika hafa// * **Manokatra bookmark** : Raha misy bookmark (favoris?) voalamina anaty dossier anankiray dia azonao ny manokatra an'izy rehetra indray miaraka anaty onglet tsirairay avy . **Cliquer bouton droit --> Ouvrir dans des onglets** //Ny [[RSS]] koa azo atsofoka any anaty favoris ka miova ho azy ny menu rehefa miova ilay [[RSS]], ary azo ampiasana io hoe Ouvrir dans les onglets io koa.// * **Manova ny halehiben'ny soratra** : **CTRL + +** (Izany hoe CTRL tsindriana miaraka amin'ny +) sy **CTRL + -** . Mamerina amin'ny laoniny CTRL + 0 (Azo jerena eo menu Affichage ireo) ==== Rohy samihafa ==== * **Firefox (fr)** : [[http://www.mozilla-europe.org/fr/products/firefox/]]

 

firefox.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43