fire: tifitra, fanafihana (’Open fire!’), wall: rindrina
Ny asan’ny firewall izany dia toy ny ampinga miaro amin’ireo karazana fanafihana mety ho tonga. Noho izany dia mitantana ny fisokafana sy fihidian’ireo ports ifandraisana amin’ny any ivelany izy, ary koa manara-maso ireo programa miditra sy mivoaka. Noho izany dia fitaovana manana laharam-pahamehana izy ho an’ny solosaina mifandray amin’ny any ivelany, indrindra ny internet.
Maro ny firewall azo ampiasaina, ka ireto misy vitsivitsy maimaim-poana:
interface eth0 home server http accept server smtp accept