Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/7/7e54e607512ddbcf56aeab2ac836dc1d.xhtml failed

===== Fisandrahan'ny repertoires Unix ===== Ny zavatra rehetra amin'ny systeme Unix dia rakitra voalamina anaty repertoires. Misy firafitr'ireo repertoires ireo saika iraisan'ny Unix rehetra, ary hita indrindra amin'ny Linux na MacOsX. Ny repertoire fototra, soratana hoe "**/**" no iaingan'ny rehetra, ohatra ny hoe foto-kazo iaingan'ny sampana rehetra. Avy eo misy karazana repertoires, ka ny tena fahita dia: * **/bin** : misy an'ireo programa fampiasa ankapobeny, ireo komandy ohatra * **/sbin** : misy ireo programa fitantanana ny systeme, ohatra hoe ny baiko shutdown, ... * **/dev** : misy rakitra manokana (special) mifandray amin'ireo peripheriques, ohatra hoe /dev/hda ny kapila henjana, /dev/dsp ny kara-peo, /dev/mouse ny totozy, sns ... * **/etc** : misy ireo rakitra fanaovana config * **/usr** : misy karazana zavatra an'ny mpampiasa, ohatra hoe rindrankajy napetraka, manuels, sns ... * **/home** : misy an'ireo dossiers personnels

 

fisandrahanaunix.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43