Tetik'asa Fitaterana

Ity tetik’asa iray ity dia natao hahafahana mijery ny mikasika ireo karazana fitaterana rehetra eto Madagasikara. Ohatra amin’izany :

  • Hahafahana mijery hoe inona avy ny zotra(na hafa) tonga amin’ny toerana iray
  • Hafiriana ny mandeha amin’ny toerana iray mankany amin’ny toerana iray

Ny dinidinika mikasika ny tetik’asa dia azontsika jerena ato : Forum IFG (Projet Taxi-be)

Ireo rafitra samihafa mety ho hita ao anatiny :

Ireo mpandray anjara

Hahitana ireo mpandray anjara (sy izay te handray anjara)

  • iAntra,Hery (Serasera), Lapino, I Love This Game, Drak, FRAZ, RTN, Sisi.
 

fitaterana.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43