Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/7/797e9f90ba5492a2a52e65926d0c13e6.xhtml failed

====== FreeBSD ====== FreeBSD dia [[OperatingSystem|systeme d'exploitation]] [[libre]] notaritina avy amin'ny **BSD UNIX** ( Berkeley Software Distribution). Miodina amin'ny karazana plate-forme maro izy toy ny i386, AMD , Sparc. Izy no malaza sy be mampiasa indrindra amin'ny BSD. Ny mampiavaka azy dia izy mora tantanina sy kirakiraina. ===== Daty malaza ===== 1992 : Nanomboka ny projet FreeBSD 1993 : Nivoaka ny FreeBSD 1.0 1995 : Nivoaka ny FreeBSD 2.0 ==== Samihafa ==== **Yahoo** no mazala mampiasa serveur FreeBSD. ==== Rohy samihafa ==== * FreeBSD : [[http://www.freebsd.org/]] ---- [[CategoryBSD]]

 

freebsd.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43