FTP (File Transfert Protocole)

Ny FTP araka ny anarany izany dia Protocole natao hamindrafindrana fichier, miankina amin’ny protocole TCP. Ny port 21 no ampiasainy handefasana ireo baiko, ary 20 ho an’ireo donnees (Azo ovaina foana ireo). Firafitra Mpamatsy - Manjifa koa no fomba iasany:

Jereo koa

 

ftp.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43