Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/1/1fee286b43817de7f6b496323e8c65bd.xhtml failed

====== GeSHi, General Syntax Highlighter ====== Url : [[http://qbnz.com/highlighter/]] Version : 1.0.7.18 (Martsa 2007) License : GPL >= 2.0 GeSHi dia class opensource anankiray, izay natao hampivoitra ireo syntaxe amina langage informatique fampiasa. Izany hoe, ny asany dia mandoko ireo mots-clés ao anaty langage anankiray. Efa betsaka ireo blaogy sy wiki no mampiasa geshi, toy ny Dokuwiki, Mambo, phpBB ary WikkaWiki, izany hoe, raha manoratra amin'ny sehatra anankiray mandeha amin'ireo rindrankajy ireo ianao dia afaka manaingo ny source amin'ny alàlan'i GeSHi. Eto amin'ny Infogasy, amin'izao fotoana anoratana ny lahatsoratra izao, ka mampiasa DokuWiki ny sehatra, dia tsotra fotsiny ny ataonao hanaingoana source anankiray : Ny ao amin'ny forum dia saronana anaty kialo <geshi xxx> sy </geshi> fotsiny ny fango tiana haingoana, ary ny eto amin'ny wiki kosa dia tsy geshi no ampiasaina fa code (%%<code xxx>...</code>%%). Izany hoe ilay xxx fotsiny no soloana ny anaran'ny langage-n'ilay code. Ohatra: <geshi sql>select * from table where name like "rakoto%"<geshi> => <code sql>select * from table where name like "rakoto%"</code> ====== Ireo langage zakan'ny GeSHi ====== Ireto avy no langage afaka ampiasàna GeSHi sy ny code atao amin'i GeSHi hanaovana azy: ^ Language^code ^ Language^code ^ Language^code ^ | Actionscript|actionscript | ADA|ada | Apache Log|apache | | AppleScript|applescript | ASM|asm | ASP|asp | | AutoIT|autoit | Bash|bash | BlitzBasic|blitzbasic | | bnf|bnf | C|c | C for Macs|c_mac | | C#|csharp | C++|cpp | C++ (+QT)|cpp-qt | | CAD DCL|caddcl | CadLisp|cadlisp | CFDG|cfdg | | ColdFusion|cfm | CSS|css | D|d | | Delphi|delphi | Diff-Output|diff | DIV|div | | DOS|dos | Eiffel|eiffel | Fortran|fortran | | FreeBasic|freebasic | GML|gml | Groovy|groovy | | HTML|html4strict | INI|ini | Inno Script|inno | | Io|io | Java 5|java5 | Java|java | | Javascript|javascript | LaTeX|latex | Lisp|lisp | | Lua|lua | Matlab|matlab | mIRC Scripting|mirc | | Microchip Assembler|mpasm | Microsoft Registry|reg | MySQL|mysql | | NSIS|nsis | Objective C|objc | OpenOffice BASIC|oobas | | Objective Caml|ocaml | Objective Caml (brief)|ocaml-brief | Oracle 8|oracle8 | | Pascal|pascal | Perl|perl | PHP|php | | PHP (brief)|php-brief | PL/SQL|plsql | Python|phyton | | Q(uick)BASIC|qbasic | robots.txt|robots | Ruby|ruby | | SAS|sas | Scheme|scheme | sdlBasic|sdlbasic | | Smarty|smarty | SQL|sql | TCL/iTCL|tcl | | T-SQL|tsql | Text|text | thinBasic|thinbasic | | Unoidl|idl | VB.NET|vbnet | VHDL|vhdl | | Visual BASIC|vb | Visual Fox Pro|visualfoxpro | WinBatch|winbatch | | XML|xml | | | | | Mila hasongadina kely fotsiny angamba fa ny langage HTML izany dia **html4strict** no code geshi ampiasàna azy! Ohatra: <code xxx> <geshi html4strict> <a href="http://www.infogasy.net">Infogasy</a> </geshi> </code> => <code html4strict> <a href="http://www.infogasy.net">Infogasy</a> </code>

 

geshi.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43