GNU na koa hoe GNU’s Not UNIX (tononina hoe guh-noo) dia tetik’asa natao tamin’ny taona 1984 mba hanamboarana systeme mitovy amin’ny UNIX ary free software. GNU Project no niantsoana azy arak’izay.
Ny FSF (Free Software Foundation) no anisan’ny mamatsy betsaka ny GNU Project.