Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/1/11d4acf12df05e8c57ac0291c35ca688.xhtml failed

Ny **gpedit.msc** (Group Policy Editor) dia programa iray ahafahana misafidy options ho an'ny **windows xp Pro**. Marihina fa tsy misy azy ny Win Xp Home, fa tsy maintsy any amin'ny [[BaseDeRegistre|BDR]] no atao ny fanovana rehetra atao aminy. //Ohatra//: Tiana tsy ho afaka ovaina ny resolution-n'ny ecran\\ - Alefa ny gpedit: **Win + R**, soratana: **gpedit.msc**, tsindriana **OK**\\ - Tadiavina ny: User Configuration\Administrative Templates\Control Panel\Display\Hide Settings Tab\\ - Klic in-2\\ - Safidiana hoe **disable**, ary atao **OK**. (Misy an'ilay onglet "//Explain//" manazava ny mombamomba an'iny zavatra tianao hovaina iny\\ Ohatra fotsiny io, fa betsaka ny zavatra mety ho azo atao ao, jereo izay mety ho ilainao. ==== ==== [[Fikafika Windows]]

 

gpedit.msc.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43