Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/a/a174e57ddbce16103073413e9c73a56a.xhtml failed

====== GPL ====== **General Public License** dia licence anankiray hahafahana mitazona ny rindrankajy (software) iray mba hoe maimaim-poana ny fizarana azy. Ny GPL dia matetika amin'ireo rindrankajy ao anatin'ny **Free Software Foundation**. Raha fintinina tsotsotra dia mahazo **mandika, manova, mizara, mivarotra** ny vokatra ianao. Tandremo anefa fa raha manova ianao dia tokony ho azon'ilay hizaranao ny **code source** rehetra tsy ankanavaka. Raha vao mivoana amin'io ianao dia mitsipaka ny licence GPL. Noho io farany io dia betsaka ny licence hafa izay manalefaka azy kokoa, matetika ireo orinasa no mampiasa azy mba hahafahan-dry zareo mampiasa vokatra GPL ao anatin'ny zavatra ataony nefa tsy mizara ireo fanovana natao. Ohatra amin'izany ny licence **LGPL** (GNU LESSER GENERAL PUBLIC LICENSE). ==== Rohy misy ny GPL manontolo ==== [[http://www.gnu.org/copyleft/gpl.html#SEC1]] (amin'ny teny anglisy)

 

gpl.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43