gui [wiki ifg]
Writing /home/infogasy/domains/wiki.infogasy.net/public_html/data/cache/4/4a8ca3a668990b970a76c913e2510145.xhtml failed

**GUI** (//Graphical User Interface//) Fitaovana ahafahana mikomandy programa amin'ny fomba an-tsary, izay avahana amin'ny andalam-baiko. Miankina amin'ny [[Operating System|OS]] ny fahafahana na tsia mampiasa GUI. Manamora be ny fampiasana solosaina ny fisian'ny GUI, ka manjary ahafahan'ny rehetra samy mankeo koa. Arakaraka ny maha complexe an'ilay systeme anefa no mahabe ny riska hampisy bug. Ankoatra an'izay voafetra ny zavatra azo atao aminy, tsy ohatra ny amin'ny andalam-baiko hoe mora atsofoka anaty programa kokoa. Ireo informatisiana sasany, indrindra ireo miasa amina Unix, dia aleony mijanona amin'ny andalam-baiko sy ny fikirakirana fichiers config. Ity rohy ity ahafahana mijery ny endriky ny GUI amin'ireo karazana OS isaky ny kinovany: [[http://toastytech.com/guis/]]

 

gui.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43