Hardware

Ny “hardware” dia entina hilazana ny faritra materialy azo tsapain-tanana amin’ny solosaina, izay avahana amin’ny “software” izay manakambana ireo rindrankajy sy kirakira isan-karazany. Tsara ho fantatra ny momba azy raha te hanamboatra solosaina “sur mesure”.

Horesahantsika ato amin’ity sokajy ity:

 

hardware.txt · Novaina farany:: 2008/09/11 12:43